Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:25 - DIEM PROTESTANTA

25 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 efain-dotra ny voadotra, efain-dratra ny ratra, efai-mangana ny mangana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mivatra solon’ny mivatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 may solon'ny may, ratra solon'ny ratra, mivatra solon'ny mivatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:25
4 Rohy Ifampitohizana  

maso solon’ny maso, nify solon’ny nify, tanana solon’ny tanana, tongotra solon’ny tongotra,


«Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka mahapotsitra ny masony, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony izy ho onitry ny masony.


«Raha misy olona nampahazo takaitra ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy:


Tsy hangorahanareo akory ilay mpanendrikendrika; fa aina no hataonareo solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra