Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Raha tàhiny kosa voa mafy ilay vehivavy, dia hofaizina ilay meloka: aina solon’ny aina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Raha tàhiny kosa voa mafy ilay vehivavy, dia hofaizina ilay meloka: aina solon’ny aina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Fa raha misy loza mihatra kosa dia hasainao efaina aina ny aina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ny aina hianao,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon'ny aina ianao,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:23
4 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy olona nampahazo takaitra ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy:


tapaka efain-tapaka, maso efai-maso, nify efai-nify; tahaka ny takaitra nampahazoany olona no hatao aminy koa.


Tsy handray kolikoly ianareo mba hanavotana ny ain’izay nahafaty olona ka meloka tokony ho faty; eny, hatao maty tokoa izy.


Tsy hangorahanareo akory ilay mpanendrikendrika; fa aina no hataonareo solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra