Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:22 - DIEM PROTESTANTA

22 «Mety misy olona miady ka mahadona vehivavy bevohòka ary mahatonga azy ho teraka zaza tsy tonga volana; raha tsy misy fahavoazana loatra ilay vehivavy, dia haloan’ilay meloka ny onitra izay takîn’ny tompom-bady araka ny fanelanelanana nataon’ny mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Raha misy olona miady ka mandratra vehivavy manana anaka ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dRavehivavy azy; handoa araka izay didy havoakan’ny mpitsara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 «Mety misy olona miady ka mahadona vehivavy bevohòka ary mahatonga azy ho teraka zaza tsy tonga volana; raha tsy misy fahavoazana loatra ilay vehivavy, dia haloan’ilay meloka ny onitra izay takîn’ny tompom-bady araka ny fanelanelanana nataon’ny mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 «Raha misy olona miady ary mandona vehivavy bevohoka, ka teraka azon’izany ravehivavy nefa tsy maninon-tsy maninona izy, dia izay onitra ilain’ny vadiny sy didian’ny mpitsara haloa ihany no ho sazin’ilay diso.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan-anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian’ny mpitsara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan'anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan'ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian'ny mpitsara izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Raha misy olona miady ka mandratra vehivavy manana anaka ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dRavehivavy azy; handoa araka izay didy havoakan’ny mpitsara izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.


Mifidiana mpitsara sy mpifehy ao an-tanàna rehetra izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo araka ny fokonareo avy; ary dia ho ara-drariny no aoka hitsaran’ireo ny vahoaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra