Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 2:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary hoy ity andriambavy tamin-dravehivavy: –Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy fa izaho no hanome ny karamanao. Dia nalain-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Ento ity zaza ity, fa ianao no ataoko mpitaiza azy, ary izaho no handoa ny karamanao. Dia noentin-dRavehivavy ny zaza ka nampinonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary hoy ity andriambavy tamin-dravehivavy: –Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy fa izaho no hanome ny karamanao. Dia nalain-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary hoy ny zanaka vavin’i Faraôna taminy: «Ento ity zaza ity ka tezao ho ahy, fa omeko anao ny karamanao.» Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Ento ity zaza ity, fa ianao no ataoko mpitaiza azy, ary izaho no handoa ny karamanao. Dia noentin-dRavehivavy ny zaza ka nampinonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 2:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa lehibe ny zaza, dia nentiny tany amin’ny zanakavavin’ny Farao, ka nanjary zanany. Dia hoy ity andriambavy hoe: –Antsoiko hoe Mosesy izy satria avy tamin’ny rano nisarihako azy.


Dia novalian’ny andriambavy hoe: –Mandehana àry! Dia nandeha razazavavy ka ny renin’ilay zazalahy ihany no nantsoiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra