Eksodosy 2:8 - DIEM PROTESTANTA8 Dia novalian’ny andriambavy hoe: –Mandehana àry! Dia nandeha razazavavy ka ny renin’ilay zazalahy ihany no nantsoiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Dia hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa Razazavavy niantso ny renin’ny zaza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia novalian’ny andriambavy hoe: –Mandehana àry! Dia nandeha razazavavy ka ny renin’ilay zazalahy ihany no nantsoiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 «Mandehana,» hoy ity zanaka vavin’i Faraôna. Dia lasa razazavavy naka ny renin’ny zaza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa razazavavy ka naka ny renin’ny zaza. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa razazavavy ka naka ny renin'ny zaza. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Dia hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa Razazavavy niantso ny renin’ny zaza. Jereo ny toko |