Eksodosy 17:13 - DIEM PROTESTANTA13 Koa resin’i Josoa tanteraka tamin’ny lelan-tsabatra ny tafika hamalekita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin’ny lelan-tsabatra i Josoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Koa resin’i Josoa tanteraka tamin’ny lelan-tsabatra ny tafika hamalekita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Dia resin’i Jôsoe tamin’ny lelan-tsabatra i Amaleka sy ny olony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin’ny lelan-tsabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin'ny lelan-tsabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin’ny lelan-tsabatra i Josoa. Jereo ny toko |