Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Ny fatran’ny mana fanangona dia efatra zingan-drano eo ho eo, izany hoe ampahafolon’ny famarana mahazatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ny omera dia ampahafolon’ny vata efaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Ny fatran’ny mana fanangona dia efatra zingan-drano eo ho eo, izany hoe ampahafolon’ny famarana mahazatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 Ny gômôra dia ampahafolon’ny efah.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary ny omera dia ampahalofon’ny vata efaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary ny omera dia ampahalofon'ny vata efaha.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ny omera dia ampahafolon’ny vata efaha*.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:36
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»


Ny efà ho an’ny voa madinika ary ny bata ho an’ny ranon-javatra, hitovy fatra ireo famarana roa ireo ka samy hahalany ampahafolon’ny hômera avy, fa ny hômera no ho fatra fototra.


miaraka amin’ny lafarinina tsara toto telo kilao nofetaina tamin’ny menaka madio iray litatra sy tapany.


Dia nitsimpona teo an-tanimbarin’i Bôhaza i Rota mandra-paharivan’ny andro, ary noveleziny ny salohy izay voatsimpony ka nisy vary ôrza tokony ho iray kitapo kely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra