Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 15:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Nony tonga tao Marà izy, dia tsy azony nosotroina ny rano tao satria nangidy. Koa izany no niavian’ny anarana hoe Marà, izay midika hoe «mangidy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia tonga tao Mara izy ireo nefa tsy nahasotro ny rano tao Mara satria nangidy ny rano tao. Izany no nanaovany ny anarany hoe Mara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nony tonga tao Marà izy, dia tsy azony nosotroina ny rano tao satria nangidy. Koa izany no niavian’ny anarana hoe Marà, izay midika hoe «mangidy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Nony tonga tao Marà izy ireo tsy nahasotro ny rano tao Marà fa nangidy ny rano, ka izany no niantsoana io fitoerana io hoe Marà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Dia tonga tao Mara izy, fa tsy nahasotro ny rano tao Mara, satria nangidy izany; koa izany no nanaovany ny anarany hoe Mara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Dia tonga tao Mara izy, fa tsy nahasotro ny rano tao Mara, satria nangidy izany; koa izany no nanaovany ny anarany hoe Mara

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia tonga tao Mara izy ireo nefa tsy nahasotro ny rano tao Mara satria nangidy ny rano tao. Izany no nanaovany ny anarany hoe Mara.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 15:23
2 Rohy Ifampitohizana  

niala teo Py-Hahirôta, dia namakivaky ny ranomasina mba hihazo ny taniefitra ary nandeha lalana telo andro tany an-taniefitra dia nitoby tao Marà.


fa novalian’i Nahômỳ hoe: –Aoka aho tsy antsoinareo intsony hoe Nahômỳ, ilay sambatra; fa aoka antsoinareo hoe Marà, ilay ory, satria Andriamanitra Tsitoha efa nampahory ahy loatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra