Eksodosy 15:17 - DIEM PROTESTANTA17 Entinao izy ka hamponeninao ao an-tendrombohitrao, ao amin’ny toerana izay nataonao ho fonenanao, ry TOMPO, dia ny Toeramasina izay naorinao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia hampiditra azy Ianao ka hamponina azy ao amin’ny tendrombohitra lovanao, ao amin’ny fonenana nataonao hitoeranao, TOMPO ô, dia ao amin’ny fitoerana masina naorin’ny tananao, Tompo ô. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Entinao izy ka hamponeninao ao an-tendrombohitrao, ao amin’ny toerana izay nataonao ho fonenanao, ry TOMPO, dia ny Toeramasina izay naorinao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Hitondra sy hamponina azy Ianao Eo amin’ny tendrombohitry ny lovanao, Dia eo amin’ilay toerana nataonao ho fonenanao, ry Iaveh ô, eo amin’ny fitoerana masina namboarin’ny tananao, ry Tompo ô Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin’ny tendrombohitra lovanao, Ao amin’ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, Dia ao amin’ny fitoerana masina naorin’ny tànanao, Tompo ô. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin'ny tendrombohitra lovanao, ao amin'ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, dia ao amin'ny fitoerana masina naorin'ny tananao, Tompo ô. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia hampiditra azy Ianao ka hamponina azy ao amin’ny tendrombohitra lovanao, ao amin’ny fonenana nataonao hitoeranao, TOMPO ô, dia ao amin’ny fitoerana masina naorin’ny tananao, Tompo ô. Jereo ny toko |
Kanefa raha heverinareo ho tsy mendrika ny TOMPO ireto zarataninareo, dia mankanesa any amin’ny tanin’ny TOMPO izay misy ny tranolay fonenany, ka mangalà zaratany eo afovoan’ny anay; fa aza mikomy amin’ny TOMPO ianareo ary aza mikomy aminay amin’ny fanangananareo alitara, ankoatra ilay alitaran’ny TOMPO Andriamanitsika.