Eksodosy 14:22 - DIEM PROTESTANTA22 ary nita teo am-povoany nandia tany maina ny Israelita, fa nisavovona toa tamboho teo ankavanany sy ankaviany ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia tany maina ny Zanak’Israely; fa ny rano dia tonga fefy teo ankavanany sy teo ankaviany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 ary nita teo am-povoany nandia tany maina ny Israelita, fa nisavovona toa tamboho teo ankavanany sy ankaviany ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Dia niditra teo afovoan’ny ranomasina efa tonga maina ny zanak’i Israely ary zary rindrina ho azy ireo eo ankavanany sy ankaviany ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak’Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Dia nandeha teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia tany maina ny Zanak’Israely; fa ny rano dia tonga fefy teo ankavanany sy teo ankaviany. Jereo ny toko |
dia nijanona ny rano avy any ambony ka nisavovona toy ny antontan-javatra terỳ lavitra terỳ, dia terỳ amin’ny tanàna Adama izay takaikin’ny tanàna Tsaratàna; ary ny rano ambany izay nikoriana ho any amin’ny Ranomasina Maty kosa dia ritra tanteraka, hany ka afaka niampita tandrifin’i Jerikao ny vahoaka.