Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 13:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Niala tao Sokôta ny Israelita, ka mandeha mitohy tao Etama, any an-tsisin’ny taniefitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny tany efitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Niala tao Sokôta ny Israelita, ka mandeha mitohy tao Etama, any an-tsisin’ny taniefitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Niala tao Sokôta izy ireo dia nitoby tao Etama, an-tsisin’ny efitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny efitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin'ny efitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny tany efitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 13:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Niala avy tao an-tanàna Rahamsesa ny Israelita ka nizotra ho any Sokôta; lehilahy mahery misy andiany eninjato eo ho eo no isany, afa-tsy ny zaza amam-behivavy sy ny antitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra