Eksodosy 13:17 - DIEM PROTESTANTA17 Rehefa nalefan’ny Farao ny Israelita, dia tsy notarihin’Andriamanitra lalana hankany amin’ny tanin’ny Filistinina na dia akaiky aza io. Nanahy mantsy Andriamanitra fandrao hatahotra ny hahita ady ny vahoaka ka hiova hevitra, ary hiverina any Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Rehefa nalefan’i Farao ny olona dia tsy mba noentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy na dia akaiky aza any; fa hoy Andriamanitra: Sao hanenina ny olona raha mahita ady ka hiverina any Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Rehefa nalefan’ny Farao ny Israelita, dia tsy notarihin’Andriamanitra lalana hankany amin’ny tanin’ny Filistinina na dia akaiky aza io. Nanahy mantsy Andriamanitra fandrao hatahotra ny hahita ady ny vahoaka ka hiova hevitra, ary hiverina any Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Nony nalefan’i Faraôna nandeha ny vahoaka, dia tsy nentin’Andriamanitra hihazo ny lalana amin’ny tanin’ny Filistinina, na iny aza no akaiky, satria hoy Andriamanitra: «Sao dia manenina ny vahoaka raha mahita ny ady, ka hiverina any Ejipta.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 ARY rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’Andriamanitra tamin’ny làlana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny olona, raha mahita ady, ka hiverina any Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary rehefa nalefan'i Farao ny olona, dia tsy mba nentin'Andriamanitra tamin'ny lalana nankany amin'ny tanin'ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny olona, raha mahita ady, ka hiverina any Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Rehefa nalefan’i Farao ny olona dia tsy mba noentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy na dia akaiky aza any; fa hoy Andriamanitra: Sao hanenina ny olona raha mahita ady ka hiverina any Ejipta. Jereo ny toko |
ary nandà tsy nety nanaraka izany sady tsy nahatsiaro ny zava-mahagaga nataonao hanasoavana azy; eny, nanamafy ny hatony izy ka nanao di-doha hiverina amin’ny fanandevozana azy tany Ejipta. Fa Andriamanitra mpamela heloka Ianao, Andriamanitra miantra sy mamindra fo, ary mahari-po sady be hatsarampo, ka dia tsy nafoinao ny razanay.