Eksodosy 12:38 - DIEM PROTESTANTA38 Nisy koa olona maro hafa fiaviana niara-nandeha tamin’izy ireo. Ombàn’ny ondry aman’osy sy omby amin’andiany be dia be. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ary nisy olona maro samihafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman’osy sy omby, dia fananana be tokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Nisy koa olona maro hafa fiaviana niara-nandeha tamin’izy ireo. Ombàn’ny ondry aman’osy sy omby amin’andiany be dia be. Jereo ny tokoBaiboly Katolika38 Nisy koa olona be dia be, samihafa karazana, niara-niakatra taminy, mbamin’ny andian’ondry aman’omby maro be. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary nisy olona maro samy hafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman-osy sy omby, dia fananana be indrindra. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary nisy olona maro samy hafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman'osy sy omby, dia fananana be indrindra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ary nisy olona maro samihafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman’osy sy omby, dia fananana be tokoa. Jereo ny toko |
Nisy lehilahy anankiray nivoaka ny toeram-ponenany hankeo amin’ny Israelita. Ejiptianina ny rainy; fa Israelita ny reniny izay atao hoe Selômita, zanakavavin’i Dibrỳ, avy amin’ny fokon’i Dana. Vao mby teo amin’ny Israelita ralehilahy, dia niady tamina lehilahy israelita anankiray sady nanevateva sy niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra ka nentina tany amin’i Mosesy.