Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 12:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Noho izany, dia nentin’ny Israelita ny kobany efa voalona mbola tsy nisy leviora akory, ary nofonosiny lamba ny tavy mofo ka nataony an-tsoroka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Dia noentin’ny olona ny kobany efa voalena, raha tsy mbola tonga masirasira, sy ny vilany famolavolana koba, voafehy tamin’ny lambany teny an-tsorony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Noho izany, dia nentin’ny Israelita ny kobany efa voalona mbola tsy nisy leviora akory, ary nofonosiny lamba ny tavy mofo ka nataony an-tsoroka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Mbola tsy voaisy lalivay akory ny koban’ny olona dia nentiny; ny sobika no nofonosiny tao anaty kapaotiny dia niantsorohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Dia nentin’ny olona ny kobany voalena, raha tsy mbola voaisy masirasira, sy ny viliany fanaova-mofo voafehy ao amin’ny lambany teny an-tsorony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Dia nentin'ny olona ny kobany voalena, raha tsy mbola voaisy masirasira, sy ny viliany fanaova-mofo voafehy ao amin'ny lambany teny an-tsorony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Dia noentin’ny olona ny kobany efa voalena, raha tsy mbola tonga masirasira, sy ny vilany famolavolana koba, voafehy tamin’ny lambany teny an-tsorony.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 12:34
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nendasiny ho mofo tsy misy leviora ny koba voalena izay nentiny nivoaka avy tany Ejipta; fa tsy mbola voaisy leviora akory ny koba dia noroahin’ny Ejiptianina ny Israelita, ka tsy afaka nitaredretra mba hanomana vatsy.


Mba nanao toy izany tamin’ny fankatoavany koa ireo mpimasy: nampiakariny ho amin’ny tany Ejipta koa ny sahona.


Ary nilaza fanoharana hafa koa tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny leviora nalain’ity vehivavy anankiray ary nampifangaroiny tamin’ny koba eran’ny kovetabe mandra-pibohaky ny koba manontolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra