Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 10:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Dia novalian’i Mosesy hoe: –Eny àry! Araka ny efa voalazanao, dia tsy hiseho eto anatrehanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Dia novalian’i Mosesy hoe: –Eny àry! Araka ny efa voalazanao, dia tsy hiseho eto anatrehanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 «Voalazanao, hoy i Môizy, tsy hitranga atỳ anatrehanao intsony tokoa aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 10:29
3 Rohy Ifampitohizana  

Finoana no nandaozan’i Mosesy an’i Ejipta ka tsy natahorany izay hatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra tamin’ny fanapahan-keviny izy, toy ny nahita maso an’ilay Andriamanitra tsy hita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra