Eksodosy 10:19 - DIEM PROTESTANTA19 Koa mampitsoka rivo-mahery avy any andrefana kosa ny TOMPO, rivotra izay mitondra ny valala, ka mamerina azy ireny tao amin’ny Ranomasin’ny Volotara; dia tsy nisy valala tavela intsony tao amin’ny tany Ejipta manontolo na iray aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ary NY TOMPO nanodina ny rivotra ho rivotra tena mahery avy any andrefana, izay nitondra ny valala ka namarina azy tany amin’ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala manerana ny tany Ejipta manontolo, na dia iray aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Koa mampitsoka rivo-mahery avy any andrefana kosa ny TOMPO, rivotra izay mitondra ny valala, ka mamerina azy ireny tao amin’ny Ranomasin’ny Volotara; dia tsy nisy valala tavela intsony tao amin’ny tany Ejipta manontolo na iray aza. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 ka rivotra avy any andrefana kosa indray no nampifofofofoin’i Iaveh mafy ka nipaoka ny valala, sy namarina azy amin’ny ranomasina Mena; ary tsy nisy tafajanona ny valala, na dia tapikany iray aza, tany Ejipta tontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary Jehovah nahatonga rivotra mahery indrindra avy andrefana kosa, izay nitondra ny valala ka namarina azy tao amin’ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala eran’ny tany Egypta rehetra, na dia iray akory aza. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary Jehovah nahatonga rivotra mahery indrindra avy andrefana kosa, izay nitondra ny valala ka namarina azy tao amin'ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala eran'ny tany Egypta rehetra, na dia iray akory aza. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ary NY TOMPO nanodina ny rivotra ho rivotra tena mahery avy any andrefana, izay nitondra ny valala ka namarina azy tany amin’ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala manerana ny tany Ejipta manontolo, na dia iray aza. Jereo ny toko |
Horoahiko lavitra anareo ny fahavalonareo avy any avaratra ka halefako any an-taniefitra sy karankaina; any amin’ny Ranomasina Maty no hazerako ny lohalalany, ary any amin’ny Ranomasina Mediteranea no hatsipiko ny vodilalany. Fofon-dratsy no hiakatra avy amin’ny fatin’ireo ka hanamaimbo ny rivotra. Eny, zava-dehibe toy izany no nataon’ny TOMPO taminareo.