Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 1:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Nisy mpampivelona hebreo anankiroa nantsoina hoe Sifrà sy Pohà. Nandidy azy ireo ny mpanjakan’i Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary hoy ny mpanjakan’i Ejipta tamin’ny mpampivelona hebreo, Sifra no anaran’ny iray, ary Poa no anaran’ny iray:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nisy mpampivelona hebreo anankiroa nantsoina hoe Sifrà sy Pohà. Nandidy azy ireo ny mpanjakan’i Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Ary ny mpanjakan’i Ejipta niteny tamin’ireo mpampivelona ny Hebrio, atao hoe Seforà ny iray, ary Foà ny iray,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny mpanjakan’i Egypta niteny tamin’ny mpampivelona Hebreo (Sifra no anaran’ny anankiray, ary Poa no anaran’ny anankiray)

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny mpanjakan'i Egypta niteny tamin'ny mpampivelona Hebreo (Sifra no anaran'ny anankiray, ary Poa no anaran'ny anankiray)

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ary hoy ny mpanjakan’i Ejipta tamin’ny mpampivelona hebreo, Sifra no anaran’ny iray, ary Poa no anaran’ny iray:

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 1:15
4 Rohy Ifampitohizana  

sady nataony nangidy ny fiainany tamin’ny fanompoana mafy: dia ny mandona tanimanga sy manao biriky ary manao ny asa any an-tsaha rehetra. Izany hoe ny asa fanompoana isan-karazany no nanereny azy mafy tokoa.


ka nanao hoe: –Rehefa mampiteraka ny vehivavy hebreo ianareo, dia jereo ny zaza vao teraka; ka raha zazalahy dia vonoy ho faty, fa raha zazavavy kosa dia velomy.


Hoy ny navalin’i Jônà ireo: –Hebreo aho, ary ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra Izay nanao ny ranomasina sy ny tany no ivavahako.


Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy roa lahy ary nafeniny tao anaty tahon-drongony izay efa nalahany teo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra