Daniela 9:13 - DIEM PROTESTANTA13 Araka izay voasoratra tao amin’ny lalànan’i Mosesy, ireo loza rehetra ireo dia tonga taminay, kanefa tsy nifona teo anatrehanao Tompo Andriamanitray izahay mba hialanay amin’ny helokay sady tsy niraika akory tamin’ny fahamarinanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy no nahatongavan’izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitray ihany izahay mba hialanay amin’ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Araka izay voasoratra tao amin’ny lalànan’i Mosesy, ireo loza rehetra ireo dia tonga taminay, kanefa tsy nifona teo anatrehanao Tompo Andriamanitray izahay mba hialanay amin’ny helokay sady tsy niraika akory tamin’ny fahamarinanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy no nahatongavan’izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin’ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy no nahatongavan'izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin'ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy no nahatongavan’izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitray ihany izahay mba hialanay amin’ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. Jereo ny toko |
Satria tsy nahatsiaro izay vitako taminao fony fahazaza ianao fa nampahatezitra Ahy tamin’ireo ratsy rehetra ireo, dia hatambesatro aminao ny vokatry ny fitondrantenanao! Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany. Moa tsy nanao izany toetra tsivalahara izany ve ianao ho fanampin’ny fanompoan-tsampy rehetra vitanao?»