Daniela 8:16 - DIEM PROTESTANTA16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’ny renirano Olay aho, dia feo niantso azy nanao hoe: ‹Ry Gabriela, hazavao amin’ity lehilahy ity ny fahitana niseho taminy.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary nandre feon’olona tao afovoan’i Olay aho, izay niantso hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’ny renirano Olay aho, dia feo niantso azy nanao hoe: ‹Ry Gabriela, hazavao amin’ity lehilahy ity ny fahitana niseho taminy.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary nandre feon’olona tao afovoan’i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary nandre feon'olona tao afovoan'i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary nandre feon’olona tao afovoan’i Olay aho, izay niantso hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity. Jereo ny toko |