Daniela 7:1 - DIEM PROTESTANTA1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsatsara tao Babilôna dia nanonofy i Daniela ary nahazo fahitana teo am-pandriany. Nosoratany ny nofy ary notantarainy araka izao manaraka izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara, mpanjakan’i Babilona dia nanonofy i Daniela sady nahita fahitana tao am-pandrianany. Nosoratany ny nofy ka nambarany ny fotopototr’izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsatsara tao Babilôna dia nanonofy i Daniela ary nahazo fahitana teo am-pandriany. Nosoratany ny nofy ary notantarainy araka izao manaraka izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 TAMIN’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara, mpanjakan’i Babylona, dia nanonofy Daniela sady nahita fahitana tao am-pandriany, ary nosoratany ny nofy, ka nambarany ny fotopototry ny teny. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Belsazara, mpanjakan'i Babylona, dia nanonofy Daniela sady nahita fahitana tao am-pandriany, ary nosoratany ny nofy, ka nambarany ny fotopototry ny teny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara, mpanjakan’i Babilona dia nanonofy i Daniela sady nahita fahitana tao am-pandrianany. Nosoratany ny nofy ka nambarany ny fotopototr’izany. Jereo ny toko |
Tamin’ny fahatelopolon-taonako, fony andro fahadimin’ny volana fahefatra, izaho Ezekiela zanakalahin’i Bozỳ mpisorona dia tao anivon’ireo Jiosy babo teo amoron’ny ony Kebara; nisokatra ny lanitra ary nahita fahitana avy tamin’Andriamanitra aho. Taona fahadimy taorian’ny naha lasan-ko babo an’i Jôiakina mpanjaka tamin’izay. Koa teo amoron’io ony Kebara tany amin’ny tanin’ny Babilônianina io, no nisy tenin’ny TOMPO tamiko, sady nihazona ahy tamin’ny heriny IZY.
Taorian’izany dia mbola nijery ny fahitako tamin’ny alina ihany aho ka indro nisy biby fahefatra mahatahotra sy mahatsiravina sady matanjaka aoka izany. Nanana nify vy lehibe izay nihinanany sy namiravirany izy, fa izay sisa tsy laniny dia nohoseny; ary hafa noho ireo biby rehetra teo alohany izy fa nanana tandroka folo.