Daniela 6:29 - DIEM PROTESTANTA29 Ary izany Daniela izany dia nitana toerana ambony tamin’ny nanjakan’i Dariôsa sy tamin’ny nanjakan’i Kirôsa ilay Persianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin’ny nanjakan’i Dariosy sy tamin’ny nanjakan’i Kirosy persiana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ary izany Daniela izany dia nitana toerana ambony tamin’ny nanjakan’i Dariôsa sy tamin’ny nanjakan’i Kirôsa ilay Persianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin’ny nanjakan’i Dariosa sy tamin’ny nanjakan’i Kyrosy Persiana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin’ny nanjakan’i Dariosy sy tamin’ny nanjakan’i Kirosy persiana. Jereo ny toko |