Daniela 5:27 - DIEM PROTESTANTA27 TEKELA: Voalanja, voalanja tamin’ny mizana ianao ka hita fa maivan-danja; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 TEKELA: Voalanja: Voalanja tamin’ny mizana ianao ka indro latsa-danja; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 TEKELA: Voalanja, voalanja tamin’ny mizana ianao ka hita fa maivan-danja; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 tekela, efa voalanja tamin’ny mizana hianao ka, indro, latsa-danja; Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Tekela, efa voalanja tamin'ny mizana ianao ka, indro, latsa-danja; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 TEKELA: Voalanja: Voalanja tamin’ny mizana ianao ka indro latsa-danja; Jereo ny toko |