Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 5:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Noho izany dia Andriamanitra no niavian’ny rantsan-tanana izay nanoratra io soratra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Noho izany dia Andriamanitra no niavian’ny rantsan-tanana izay nanoratra io soratra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary noho izany dia Izy no nihavian’ilay rantsan-tànana, ka voasoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary noho izany dia Izy no nihavian'ilay rantsan-tanana, ka voasoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 5:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao no teny voasoratra: MENE MENE TEKELA sy PARSINA.


Tamin’izay fotoana izay dia nisy rantsan-tanan’olona niseho teo akaikin’ny fitoeran-jiro, ka nanoratra teo amin’ny lalotra sokay tamin’ny rindrin’ny lapan’ny mpanjaka. Raha nahita ny rantsan-tanana nanoratra ny mpanjaka,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra