Daniela 2:5 - DIEM PROTESTANTA5 Namaly an’ireo mpanandro kosa ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: –Hentitra ny teniko fa raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary horavana ny tranonareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia namaly ireny Kaldeana ireny ny mpanjaka hoe: Efa niloa-bava aho, fa raha tsy ampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny dia hotetitetehina ianareo ary ny tranonareo dia hatao trano fivoahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Namaly an’ireo mpanandro kosa ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: –Hentitra ny teniko fa raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary horavana ny tranonareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia namaly ny mpanjaka ka nanao tamin’ireny Kaldeana ireny hoe: Efa niloa-bava aho; raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina hianareo, ary ny tranonareo hatao trano fivoahana. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia namaly ny mpanjaka ka nanao tamin'ireny Kaldeana ireny hoe: Efa niloa-bava aho; raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary ny tranonareo hatao trano fivoahana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia namaly ireny Kaldeana ireny ny mpanjaka hoe: Efa niloa-bava aho, fa raha tsy ampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny dia hotetitetehina ianareo ary ny tranonareo dia hatao trano fivoahana. Jereo ny toko |
Noho izany dia mamoaka izao didy izao ho an’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra aho hoe: «Izay manao teny tsy voahevitra ny amin’ny Andriamanitr’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao dia hotetitetehina ary hatao fanariam-pako ny tranony; fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao.»
Tamin’izany fotoana izany koa dia nanambara izao fampitandremana momba an’i Jerikao izao i Josoa nanao hoe: «Ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO anie izay olona mitsangana hanamboatra an’ity tanàna ity ka ny ain’ny lahimatoany no ho sandan’ny hanorenany ny fototra ary ny ain’ny faralahiny no ho sandan’ny hananganany ny vavahady!»