Daniela 2:38 - DIEM PROTESTANTA38 Napetrany eo ambany fifehezanao koa ny olombelona sy ny biby eny an-tsaha ary ny voro-manidina; eo ambany fifehezanao ireny, na aiza na aiza itoerany, ka ianao no nataon’Andriamanitra ho mpanjakan’izy rehetra; ianao izany no ilay loha volamena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ny zanak’olombelona sy ny bibidia ary ny voromanidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan’izy rehetra ianao; koa ianao izany loha volamena izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Napetrany eo ambany fifehezanao koa ny olombelona sy ny biby eny an-tsaha ary ny voro-manidina; eo ambany fifehezanao ireny, na aiza na aiza itoerany, ka ianao no nataon’Andriamanitra ho mpanjakan’izy rehetra; ianao izany no ilay loha volamena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 ka ny zanak’olombelona sy ny bibi-dia ary ny voro-manidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tànanao, ary nataony ho mpanjakan’izy rehetra hianao,–dia hianao izany loha volamena izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 ka ny zanak'olombelona sy ny bibi-dia ary ny voro-manidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan'izy rehetra ianao, dia ianao izany loha volamena izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ny zanak’olombelona sy ny bibidia ary ny voromanidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan’izy rehetra ianao; koa ianao izany loha volamena izany. Jereo ny toko |