Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 11:39 - DIEM PROTESTANTA

39 Hamely ny tanànamimanda izy ombàn’io andriamanitra vahiny io; ary izay manaiky io andriamanitra io dia hampitomboiny voninahitra ka hampanapahany ny maro, sady hizaràny tany ho valisoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 Miaraka amin’ny andriamanitra hafa izy no hamely ny manda fiarovana mafy indrindra, ary izay manaiky azy dia homeny voninahitra sady hataony mpanapaka ny maro ka hozarainy aminy ny tany ho valisoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Hamely ny tanànamimanda izy ombàn’io andriamanitra vahiny io; ary izay manaiky io andriamanitra io dia hampitomboiny voninahitra ka hampanapahany ny maro, sady hizaràny tany ho valisoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Dia homban’ny andriamani-kafa izy ka hamely ny batery mafy indrindra, ary izay manaiky azy dia homeny voninahitra be sady hataony mpanapaka ny maro, ary hozarainy ho azy ny tany ho valim-pitia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Dia homban'ny andriamani-kafa izy ka hamely ny batery mafy indrindra, ary izay manaiky azy dia homeny voninahitra be sady hataony mpanapaka ny maro, ary hozarainy ho azy ny tany ho valim-pitia.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 Miaraka amin’ny andriamanitra hafa izy no hamely ny manda fiarovana mafy indrindra, ary izay manaiky azy dia homeny voninahitra sady hataony mpanapaka ny maro ka hozarainy aminy ny tany ho valisoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 11:39
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa ho solon’izany kosa dia homeny voninahitra ny andriamanitry ny tanànamimanda; andriamanitra tsy fantatry ny razany akory izany kanefa hotoloran’io mpanjaka io volamena sy volafotsy ary vatosoa mbamy zava-tsarobidy hafa.


«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra