Daniela 11:33 - DIEM PROTESTANTA33 ary izay hendry ao amin’ireo kosa hampianatra ny maro, saingy mandritra ny andro vitsivitsy dia ho fatin’ny sabatra na hodorana na hatao an-tranomaizina ny sasany amin’ireto mpampianatra rehefa avy norobaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Ary izay hendry ao amin’ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon’ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 ary izay hendry ao amin’ireo kosa hampianatra ny maro, saingy mandritra ny andro vitsivitsy dia ho fatin’ny sabatra na hodorana na hatao an-tranomaizina ny sasany amin’ireto mpampianatra rehefa avy norobaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Ary izay hendry ao amin’ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon’ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Ary izay hendry ao amin'ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon'ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Ary izay hendry ao amin’ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon’ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy. Jereo ny toko |