Daniela 11:30 - DIEM PROTESTANTA30 Fa ho tonga hamely azy ny sambon’i Kitima, ary ho kivy izy ka hiverin-dalàna. Hisafoaka indray izy ka hanao izay hanoherana ny fanekempihavanana masina sady hifanaraka koa amin’ireo mivadika amin’izany fanekempihavanana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 fa ho avy hamely azy ny sambon’i Kitima; dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin’ny fanekena masina; eny, hiverina izy ka hifanaraka indray amin’ireo efa mahafoy ny fanekena masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Fa ho tonga hamely azy ny sambon’i Kitima, ary ho kivy izy ka hiverin-dalàna. Hisafoaka indray izy ka hanao izay hanoherana ny fanekempihavanana masina sady hifanaraka koa amin’ireo mivadika amin’izany fanekempihavanana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 fa ny sambon’i Kitima ho avy hamely azy, ka dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin’ny fanekena masina ka hamely; eny, hiverina izy ka hisaina ny amin’ireo efa mahafoy ny fanekena masina. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 fa ny sambon'i Kitima ho avy namely azy, ka dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin'ny fanekena masina ka hamely; eny, hiverina izy ka hisaina ny amin'ireo efa mahafoy ny fanekena masina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 fa ho avy hamely azy ny sambon’i Kitima; dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin’ny fanekena masina; eny, hiverina izy ka hifanaraka indray amin’ireo efa mahafoy ny fanekena masina. Jereo ny toko |