Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 11:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ary hisy hitsangana handimby azy ka hampandroba ilay trano be voninahitra indrindra ao amin’ny fanjakana; kanjo rehefa afaka andro vitsivitsy, dia ho potika io mpanjaka io nefa tsy an-karihary na amin’ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ary hitsangana handimby azy indray ny iray izay hampandeha mpampahory ho any amin’izay faritra tsara indrindra amin’ny fanjakany; ary rehefa afaka andro vitsy dia ho faty io, nefa tsy amin’ny fahatezerana na amin’ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ary hisy hitsangana handimby azy ka hampandroba ilay trano be voninahitra indrindra ao amin’ny fanjakana; kanjo rehefa afaka andro vitsivitsy, dia ho potika io mpanjaka io nefa tsy an-karihary na amin’ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary hitsangana handimby azy indray ny anankiray izay hampandeha mpampiasa ho any amin’izay tsara indrindra amin’ny fanjakany; fa rehefa afaka andro vitsy, dia ho faty io, nefa tsy amin’ny fahatezerana, na amin’ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary hitsangana handimby azy indray ny anankiray izay hampandeha mpampiasa ho any amin'izay tsara indrindra amin'ny fanjakany; fa rehefa afaka andro vitsy, dia ho faty io, nefa tsy amin'ny fahatezerana, na amin'ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ary hitsangana handimby azy indray ny iray izay hampandeha mpampahory ho any amin’izay faritra tsara indrindra amin’ny fanjakany; ary rehefa afaka andro vitsy dia ho faty io, nefa tsy amin’ny fahatezerana na amin’ny ady.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 11:20
7 Rohy Ifampitohizana  

Noteren’i Jôiakima handoa hetra volafotsy sy volamena araka ny ananany avy ny vahoaka mba hanomezana izay notakin’ny Farao Nekao.


Fa fikapohan-dronono no manome dibera, famelezana ny orona no mampivoa-dra, ary fanetseham-pahatezerana no miteraka ady.


Volamena no hoentiko ao aminao, volamena ho solon’ny halimo, ary volafotsy ho solon’ny vy; halimo no hoentiko ho solon’ny hazo, ary vy ho solon’ny vato. Satria ny fahefana amam-pitondrana haoriko ao aminao dia ny fiadanana sy ny fahamarinana no hiompanany.


«Ary hisy olona fanebaka handimby io mpanjaka io nefa tsy hanam-pahamendrehana hanjaka akory; fa hiditra an-tsokosoko izy ka handrombaka an-kafetsena ny fahefà-manjaka.


Nefa hisy solofo iray avy amin’ny fianakaviany hitsangana handimby ilay mpanjaka ao atsimo; ho avy izy hamely ny tafik’ilay mpanjaka ao avaratra ary hitsofoka amin’ny tanànany mimanda; ary hiady amin’io tafika io izy ka handresy azy.


Izao no hafatra nampitondrain’Andriamanitra an’i Habakòka mpaminany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra