Daniela 11:19 - DIEM PROTESTANTA19 Dia hitodika amin’ireo tanànamimanda ao amin’ny taniny izy, kanjo tsy hahomby fa ho faty ka tsy ho hita intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia hiverina hankany amin’ny fiarovana mafy any amin’ny taniny izy nefa ho tafintohina sy ho lavo ka tsy ho hita intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia hitodika amin’ireo tanànamimanda ao amin’ny taniny izy, kanjo tsy hahomby fa ho faty ka tsy ho hita intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia hitodika hankany, amin’ny fiarovana mafy any amin’ny taniny izy; kanjo ho tafintohina sy ho lavo izy ka tsy ho hita. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia hitodika hankany, amin'ny fiarovana mafy any amin'ny taniny izy; kanjo ho tafintohina sy ho lavo izy ka tsy ho hita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Dia hiverina hankany amin’ny fiarovana mafy any amin’ny taniny izy nefa ho tafintohina sy ho lavo ka tsy ho hita intsony. Jereo ny toko |