Daniela 11:14 - DIEM PROTESTANTA14 Amin’izany fotoana izany dia marobe ireo olona hitsangan-kanohitra ny mpanjaka ao atsimo; ary, na dia ireo olona mahery setra anisan’ny firenenao aza, dia hikomy amin’io mpanjaka io mba hahatanteraka fahitana iray, kanefa ho resy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Amin’izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan’ny atsimo; ary ireo mahery setra indrindra amin’ny firenenao dia hijoro hahatò ny fahitana; nefa ho lavo izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Amin’izany fotoana izany dia marobe ireo olona hitsangan-kanohitra ny mpanjaka ao atsimo; ary, na dia ireo olona mahery setra anisan’ny firenenao aza, dia hikomy amin’io mpanjaka io mba hahatanteraka fahitana iray, kanefa ho resy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary amin’izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan’ny atsimo; ary ireo loza indrindra amin’ny firenenao dia hanandra-tena hahatò ny fahitana; nefa ho lavo izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary amin'izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan'ny atsimo; ary ireo loza indrindra amin'ny firenenao dia hanandra-tena hahatò ny fahitana, nefa ho lavo izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Amin’izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan’ny atsimo; ary ireo mahery setra indrindra amin’ny firenenao dia hijoro hahatò ny fahitana; nefa ho lavo izy. Jereo ny toko |