Daniela 1:5 - DIEM PROTESTANTA5 Nasain’ny mpanjaka hanokanana sakafo sy divay isan’andro avy amin’ny hanina amam-pisotrony izy ireo ary koa hampianarina mandritra ny telo taona. Rehefa izany dia hanompo ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Nampanokana hanina ho azy ireo isanandro avy tamin’ny haniny sy avy tamin’ny divay izay fisotrony ny mpanjaka mba hamelomana azy ireo mandritra ny telo taona, fa rehefa afaka izany dia hijoro eo anatrehan’ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nasain’ny mpanjaka hanokanana sakafo sy divay isan’andro avy amin’ny hanina amam-pisotrony izy ireo ary koa hampianarina mandritra ny telo taona. Rehefa izany dia hanompo ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny mpanjaka nampanokana hanina ho an’ireo isan-andro avy tamin’ny haniny sy avy tamin’ny divay izay fisotrony mba hamelomana azy telo taona, ary rehefa afaka izany, dia hitoetra eo anatrehan’ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny mpanjaka nampanokana hanina ho an'ireo isan'andro avy tamin'ny haniny sy avy tamin'ny divay izay fisotrony mba hamelomana azy telo taona, ary rehefa afaka izany, dia hitoetra eo anatrehan'ny mpanjaka izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Nampanokana hanina ho azy ireo isanandro avy tamin’ny haniny sy avy tamin’ny divay izay fisotrony ny mpanjaka mba hamelomana azy ireo mandritra ny telo taona, fa rehefa afaka izany dia hijoro eo anatrehan’ny mpanjaka izy. Jereo ny toko |