Daniela 1:16 - DIEM PROTESTANTA16 Koa nesorin’ilay mpiandraiki-draharaha ny anjara hanina sy divain’izy efa-dahy, ka anana no nomeny azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia najanon’ilay mpiambina ny anjara haniny sy ny divay tokony hosotroiny ka legioma no nomeny azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Koa nesorin’ilay mpiandraiki-draharaha ny anjara hanina sy divain’izy efa-dahy, ka anana no nomeny azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia najanon’ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia najanon'ilay mpiadidy ny anjara-haniny sy ny divay hosotroiny, ka hanin-kotrana no nomeny azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia najanon’ilay mpiambina ny anjara haniny sy ny divay tokony hosotroiny ka legioma no nomeny azy. Jereo ny toko |