Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Timoty 4:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ny ady tsara no efa vitako, tratrako ny tanjon’ny fihazakazahana, voatanako ny finoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny ady tsara no efa vitako, tratrako ny tanjon’ny fihazakazahana, voatanako ny finoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahana aho, nitahiry ny finoana aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahako aho; nitahiry ny finoana aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho.

Jereo ny toko dika mitovy




2Timoty 4:7
22 Rohy Ifampitohizana  

Manàna toetra mahatoky, ka aza amidy izany; aza amidy koa ny fahendrena sy ny fanabeazana ary ny fahaiza-manavaka.


Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony.


Fa hoy i Jesoa: –Vao mainka sambatra aza ireo mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina azy!


Ny latsaka tamin’ny tany tsara kosa dia izay mahaheno ny teny amin’ny fo tsara sy lavorary, ka mitana azy, ary mamokatra amin’ny faharetana.


Ny anaranao dia nampahafantariko ireo olona navahanao tamin’izao tontolo izao sy nomenao Ahy; Anao ireo ka nomenao Ahy, ary ny teninao efa notandremany.


Izao kosa no navalin’i Jesoa azy ireo: –Ny sakafoko dia ny manao ny sitrapon’Ilay naniraka Ahy sy ny manatanteraka ny asa nampanaoviny Ahy.


Ary tamin’ny faramparan’ny andro niainan’i Jôhany, dia hoy izy hoe: «Ataonareo ho iza moa aho? Tsy izaho no Ilay andrasanareo. Fa indro Izy tamy aoriako, ary tsy mendrika hamaha ny kapa eo amin’ny tongony akory aho.»


Kanefa tsy ataoko ho zavatra ny aiko mba hahatontosako hatramin’ny farany ilay hazakazaka imasoako sy hahatomombana ilay fanompoana nankinin’i Jesoa Tompo tamiko, dia ny ho vavolombelona hanambara ny Vaovao Mahafaly momba ny fahasoavan’Andriamanitra.


Niakatra aho satria nasehon’Andriamanitra tamiko fa tsy maintsy ataoko izany. Nihaonako manokana ireo tompon’andraikitra ka namelabelarako ny Vaovao Mahafaly izay torîko any amin’ny hafa firenena, fandrao herim-po very maina ny asa efa notontosaiko sy ny mbola tontosaiko.


dia ny miatrika ady mitovy amin’izay hitanareo natrehiko fahiny sady renareo fa mbola atrehiko ankehitriny.


Ry Timôty zanako, izany fepetra izany no atolotro anao, araka ireo hafatr’Andriamanitra voalaza fahiny tamin’ny fanendrena anao. Raiso ireo ho fitaovam-piadiana amin’ny ady tsara,


Miadia ny ady tsaran’ny finoana, hazòny ny fiaina-maharitra mandrakizay, fa ho any amin’izany fiainana izany no niantsoan’Andriamanitra anao fony ianao nanambara ilay fiekem-pinoana fatratra teo anatrehan’ny vavolombelona maro.


Tahirizo tsara, ry Timôty, ny raki-tsoa nankinina taminao; fadio ny taria poaka àty sady manazimba fivavahana; fadio ny fanoheran-kevitra avy amin’ilay antsoina foana hoe «Fahalalana», kanjo tsy izy.


Ny Fanahy Masina Izay mitoetra ao anatintsika no itahirizo ilay raki-tsoa nankinina taminao.


Fa ianao kosa efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondrantenako, ny foto-pisainako, ny finoako, ny fandeferako, ny fitiavako, ny faharetako,


Ary noho ianao nitandrina ny teniko ny amin’ny faharetana, izaho kosa hiaro anao ho afaka amin’ilay andro fizahan-toetra, izay efa hihatra amin’izao tontolo izao mba hitsapana ny mponina eto ambonin’ny tany.


Fantatro ny asanao. Indro eo anatrehanao efa nasiako varavarana mivoha tsy misy mahahidy; satria kely hery ianao, kanefa nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà Ahy.


Dia samy nomena akanjo fotsy lava izy rehetra; ary nasaina mbola niala sasatra fotoana fohy mandra-pahafeno ny isan’ireo mpanompo namany sy ireo havana iray finoana, izay efa hovonoina tahaka azy koa.


tian’ny Tompo mba hianatra hiady manko ny taranaka vaovao izay tsy mbola nahalala ady.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra