2Timoty 4:6 - DIEM PROTESTANTA6 Fa izaho moa dia efa halatsa-dra ho sorona araraka, efa mby akaiky ny fotoanandro hialako amin’izao fiainana izao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa izaho dia efa hatolotra ho fanatitra aidina sahady ary efa mba akaiky ny andro fialako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Fa izaho moa dia efa halatsa-dra ho sorona araraka, efa mby akaiky ny fotoanandro hialako amin’izao fiainana izao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Fa izaho dia mova tsy ny efa haidina ho fanatitra sahady, ary efa antomotra ny andro hialako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialako. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa izaho dia efa hatolotra sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa izaho dia efa hatolotra ho fanatitra aidina sahady ary efa mba akaiky ny andro fialako. Jereo ny toko |
Indro ankehitriny efa ho faty tsy ho ela aho. Koa aoka ho fantatrareo amin’ny fonareo manontolo sy amin’ny fanahinareo manontolo fa tsy nisy latsaka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’ny TOMPO Andriamanitrareo taminareo; tanteraka taminareo avokoa izy rehetra fa tsy nisy latsaka mihitsy na iray aza.