2Timoty 2:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ny mpamboly izay misasatra no tokony ho voalohany mandray izay anjarany amin’ny vokatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ny mpamboly izay misasatra no tokony ho voalohany mandray izay anjarany amin’ny vokatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 ary ny mpiasa tany tsy maintsy misasatra aloha, ka raha efa izany vao mandray ny vokatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. Jereo ny toko |