Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Timoty 1:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Fa nony tonga teto Rôma i Ônesifôro, dia nazoto nitady ahy; ka tsy navelany aho, raha tsy hitany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 fa raha tatỳ Roma izy dia nitady ahy fatratra ka hitany aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Fa nony tonga teto Rôma i Ônesifôro, dia nazoto nitady ahy; ka tsy navelany aho, raha tsy hitany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 fa vao mainka koa nitady ahy fatratra aza izy tany Rôma ka nahita ahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 fa raha tatỳ Roma izy dia nitady ahy fatratra ka hitany aho.

Jereo ny toko dika mitovy




2Timoty 1:17
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny Tompo anie hamindra fo amin’ny ankohonan’i Ônesifôro fa namelombelona ny fanahiko matetika izy sady tsy nahamenatra azy ny figadràko!


Mba hataon’ny Tompo hahita ny famindrampony anie izy amin’ny andro fitsarana! Fantatrao tsara dia tsara koa ny fikarakarana rehetra nataony tamiko tao Efeso.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra