Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 9:5 - DIEM PROTESTANTA

5-6 ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: –Marina avokoa izay resaka reko tany amin’ny taniko momba ny teninao sy ny fahendrenao. Nefa tsy nino ny filàzan’olona aho, raha tsy tonga atỳ, ka ny masoko no mahita. Hay na dia ny antsasaky ny fahendrena anananao aza tsy voambara tamiko akory; indro mihoatra noho ny laza efa reko ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5-6 ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: –Marina avokoa izay resaka reko tany amin’ny taniko momba ny teninao sy ny fahendrenao. Nefa tsy nino ny filàzan’olona aho, raha tsy tonga atỳ, ka ny masoko no mahita. Hay na dia ny antsasaky ny fahendrena anananao aza tsy voambara tamiko akory; indro mihoatra noho ny laza efa reko ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: «Hay va re dia marina tokoa ny zavatra reko tany amin’ny taniko, ny amin’ny tenanao amam-pahendrenao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Dia hoy izy tamin'ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin'ny taniko ny amin'ny teninao sy ny fahendrenao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ny taniko ny amin’ny teninao sy ny fahendrenao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:5
3 Rohy Ifampitohizana  

ka nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: –Marina avokoa izay resaka reko tany amin’ny taniko momba ny teninao sy ny fahendrenao.


ny sakafo fihinana teo amin’ny latabany sy ny toeram-ponenan’ny tandapany ary koa ny fahamendrehana amam-pitafian’ireo mpandroso sakafo sy mpitondra divay, ny ambaratongan-tohatra izay niakaran’i Salômôna ho ao an-tranon’ny TOMPO, dia talanjona aoka izany izy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra