Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 9:30 - DIEM PROTESTANTA

30 I Salômôna dia nanjaka efapolo taona tao Jerosalema tamin’i Israely manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Nanjaka efapolo taona tamin’ny Israely rehetra tany Jerosalema i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 I Salômôna dia nanjaka efapolo taona tao Jerosalema tamin’i Israely manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Efapolo taona no nanjakan’i Salômôna tany Jerosalema tamin’i Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary Solomona nanjaka efa-polo taona tamin’ny Isiraely rehetra tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary Solomona nanjaka efa-polo taona tamin'ny Isiraely rehetra tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:30
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianana nomen’ny TOMPO azy i Salômôna mba ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy; sady nambinina izy ka nanaiky azy i Israely manontolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra