2Tantara 5:12 - DIEM PROTESTANTA12 Ny levita mpihira rehetra kosa, izany hoe i Asafa sy i Hemàna ary i Jedotòna mbamin’ny zanany sy ny mpiray tarika aminy, dia nitafy rongony fotsy madinika; ary nitsangana teo atsinanan’ny alitara fisoronana izy ireo sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga. Teo anilan’ny levita mpihira dia nisy koa mpisorona 120 izay nahay nitsoka trompetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary ny levita mpihira rehetra, dia i Asafa, i Hemana ary i Jedotona mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy lamba rongony fotsy madinika sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan’ny alitara, ary teo aminy koa dia nisy mpisorona roapolo amby zato nitsoka trompetra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ny levita mpihira rehetra kosa, izany hoe i Asafa sy i Hemàna ary i Jedotòna mbamin’ny zanany sy ny mpiray tarika aminy, dia nitafy rongony fotsy madinika; ary nitsangana teo atsinanan’ny alitara fisoronana izy ireo sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga. Teo anilan’ny levita mpihira dia nisy koa mpisorona 120 izay nahay nitsoka trompetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 ny Levita mpihira rehetra, i Asafa, i Hemàna, i Iditona, mbamin’ny zanany aman-drahalahiny, samy nitafy rongony madinika, dia nitsangana teo atsinanan’ny ôtely, nitondra kipantsona sy valiha ary harpa, ary teo anilany ny mpisorona 120, samy nitsoka trômpetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinika sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan’ny alitara, ary teo aminy koa nisy mpisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinita sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan'ny alitara, ary teo aminy koa nisy pisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary ny levita mpihira rehetra, dia i Asafa, i Hemana ary i Jedotona mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy lamba rongony fotsy madinika sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan’ny alitara, ary teo aminy koa dia nisy mpisorona roapolo amby zato nitsoka trompetra; Jereo ny toko |
Samy nanao ny anjara raharahany avy ny mpisorona fa ny levita kosa nisahana ny zava-maneno masina izay nampamboarin’i Davida mpanjaka mba hiderana ny TOMPO hoe: «Eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!», araka ny hira fiderana nasain’i Davida nataony. Dia nisy koa mpisorona nitsoka trômpetra tetsy andaniny; ary ny vahoaka israelita rehetra teo dia nitsangana avokoa.