Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 23:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Ary nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita sy ny loham-pianakaviana israelita avy tany amin’ny tanàna jodeanina rehetra, dia niara-tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita avy tany amin’ny tanànan’ny Joda rehetra sy ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny Israely dia tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita sy ny loham-pianakaviana israelita avy tany amin’ny tanàna jodeanina rehetra, dia niara-tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Niteny an’i Jodà ireo, namory ny Levita tany amin’ny tanànan’i Jodà rehetra mbamin’ny loham-pianakaviana amin’i Israely dia tonga tany Jerosalema izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nitety an’i Joda ireo ka namory ny Levita avy tany amin’ny tanànan’ny Joda rehetra sy ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nitety an'i Joda Ireo ka namory ny Levita avy tany amin'ny tanànan'ny Joda rehetra sy ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Isiraely, dia tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nitety an’i Joda ireo ka namory ny levita* avy tany amin’ny tanànan’ny Joda rehetra sy ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny Israely dia tonga tany Jerosalema ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 23:2
7 Rohy Ifampitohizana  

ka nilazany hoe: –Ianareo loham-pianakaviana levita, manaova ny fomba fidiovana ianareo sy ny namanareo, dia ampakaro ilay Vatamasin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, ho eo amin’ny toerana izay efa namboariko ho azy.


I Semahià, izay zanakalahin’i Natanaela sady mpitantsoratra anankiray anisan’ny levita, no nanoratra izany fitsinjarazarana izany teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpanapaka, teo anatrehan’i Tsadôka mpisorona sy i Ahimelèka zanakalahin’i Abiatara, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: hatrany hatrany, dia fianakaviana roa no nalaina antsapaka tamin’ny terak’i Elehazara, vao iray kosa tamin’ny terak’i Itamara.


Nanan-drahalahy zanak’i Jôsafata koa i Jôrama, dia i Hazarià sy i Jehiela, i Zakarià sy i Hazarià ary i Mikaela sy i Sefatià; izy rehetra ireo no zanakalahin’i Jôsafata, mpanjakan’i Joda.


tsara ny miantra sy ny mampisambotra ary ny mitantana asa fihariana amim-pahitsiana.


–Indro Aho maniraka anareo ho tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia. Noho izany, aoka ho malina tahaka ny bibilava ianareo, ary aoka ho tsotra tahaka ny voromahailala.


Koa tandremo tsara ny fitondrantenanareo. Aza manao toy ny olona tsy misaina, fa aoka ho tahaka izay misaina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra