2Tantara 21:16 - DIEM PROTESTANTA16 Dia notaomin’ny TOMPO hamely an’i Jôrama ny Filistinina ary koa ny Arabo izay mifanila amin’ny Kosîta; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary NY TOMPO nampirisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin’ny Kosita hamely an’i Jehorama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia notaomin’ny TOMPO hamely an’i Jôrama ny Filistinina ary koa ny Arabo izay mifanila amin’ny Kosîta; Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Ary nambosin’i Iaveh hamely an’i Jôrama ny sain’ny Filistinina mbamin’ny Arabo teo akaikin’ny Etiôpianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary Jehovah namporisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin’ny Etiopiana hamely an’i Jehorama; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary Jehovah namporisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin'ny Etiopiana hamely an'i Jehorama; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary NY TOMPO nampirisika ny Filistina sy ny Arabo izay ao akaikin’ny Kosita hamely an’i Jehorama. Jereo ny toko |
Ary ankehitriny, aoka ianao, ry mpanjaka tompoko, hihaino izay holazaiko aminao: raha ny TOMPO no manosika anao hanao izany amiko, aoka hampitony Azy ny sorona aterina aminy; fa raha olombelona kosa, dia aoka ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO izy satria efa nandroaka ahy androany tsy hanana anjara amin’ny tany nomen’ny TOMPO ka toy ny manao amiko hoe: «Mandehana manompo andriamani-kafa.»