Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 2:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Koa indro aho hanome varimbazaha sy vary ôrza samy enina arivo taonina ary koa divay sy menaka samy 800 000 litatra avy, ho sakafon’ireo mpiasanao mpikapa hazo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary indro, homeko varimbazaha voafotsy sy varimbazaha roa alina kora avy ary divay sy diloilo roa alina bata avy ny vahoakanao mpikapa hazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Koa indro aho hanome varimbazaha sy vary ôrza samy enina arivo taonina ary koa divay sy menaka samy 800 000 litatra avy, ho sakafon’ireo mpiasanao mpikapa hazo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Ary indro fa izao no homeko ho sakafon’ny mpanomponao mpikapa hazo, izay hikapa ny hazo: varimbazaha 20.000 kora, orja 20.000 kora, divay 20.000 bata, diloilo 20.000 bata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary, indro, homeko vary tritika voafotsy sy vary hordea roa alina kora avy ary divay sy diloilo roa alina bata avy ny vahoakanao mpikapa hazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary, indro, homeko vary tritika voafotsy sy vary hordea roa alina kora avy ary divay sy diloilo roa alina bata avy ny vahoakanao mpikapa hazo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary indro, homeko varimbazaha voafotsy sy varimbazaha roa alina kora* avy ary divay sy diloilo roa alina bata* avy ny vahoakanao mpikapa hazo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 2:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Na dia avobe aza ity tempoly ity fahiny, dia hivarahontsana izay rehetra mandalo eo akaikiny ka hanontany hoe: «Nahoana no dia nataon’ny TOMPO toy izao ity tany ity sy ity tempoly ity?»


Dia hoy i Hirama, mpanjakan’i Tiro, tamin’ny taratasy nalefany ho an’i Salômôna: «Fitiavan’ny TOMPO ny vahoakany no nanendreny anao ho mpanjakany.»


Nefa iza no afaka manao tempoly ho Azy? Fa ny lanitra, na dia midadasika tokoa aza, tsy omby Azy. Ary iza aho no mihambo hanao tempoly ho Azy, afa-tsy toerana handoroana sorona hanetona eo anatrehany ihany!


mba hanamboatra hazo betsaka ho ahy, fa ny trano izay tiako hatao dia ho lehibe sy higagana.


Na dia avobe aza ity tempoly ity, dia hivarahontsana izay rehetra mandalo azy ka hanontany hoe: «Nahoana no dia nataon’ny TOMPO toy izao ity tany ity sy ity tempoly ity?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra