Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 2:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Naniraka olona hankany amin’i Hirama mpanjakan’i Tiro i Salômôna hanao hoe: «Tahaka ny nataonao tamin’i Davida raiko, izay nampanateranao hazo sedera hanaovany trano fonenana, no aoka hataonao amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nandefa iraka hankany amin’i Hirama, mpanjakan’i Tiro, i Solomona, hilaza hoe: Tahaka ny nataonao tamin’i Davida raiko raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanorenany trano hitoerany ianao,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Naniraka olona hankany amin’i Hirama mpanjakan’i Tiro i Salômôna hanao hoe: «Tahaka ny nataonao tamin’i Davida raiko, izay nampanateranao hazo sedera hanaovany trano fonenana, no aoka hataonao amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Naniraka tany amin’i Hirama mpanjakan’i Tira i Salômôna, hilaza hoe: Ataovy amiko ny nataon’i Davida raiko, izay nampanateranao sedera hanaovany trano hipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary Solomona naniraka hankany amin’i Hirama, mpanjakan’i Tyro, hanao hoe: Tahaka ny nataonao tamin’i Davida raiko, raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanaovany trano hitoerany hianao,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary Solomona naniraka hankany amin'i Hirama, mpanjakan'i Tyro, hanao hoe: Tahaka ny nataonao tamin'i Davida raiko, raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanaovany trano hitoerany ianao,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nandefa iraka hankany amin’i Hirama, mpanjakan’i Tiro, i Solomona, hilaza hoe: Tahaka ny nataonao tamin’i Davida raiko raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanorenany trano hitoerany ianao,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 2:2
4 Rohy Ifampitohizana  

Nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama mpanjakan’i Tiro, sady nandefa hazo sedera sy mpipai-bato ary mpandrafitra hazo mba hanao lapa ho azy.


Havelantsika ho velona izy nefa kosa ho tonga mpaka kitay sy mpantsaka rano ho antsika. Izany no soso-kevitr’ireo loholom-piangonana israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra