2Tantara 2:1 - DIEM PROTESTANTA1 Ary i Salômôna nandray mpiasa 70 000 ho mpitondra entana, 80 000 ho mpipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3 600 ho mpifehy azy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana i Solomona, valo alina ho mpikapa hazo any an-tendrombohitra ary eninjato sy telo arivo ho mpifehy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary i Salômôna nandray mpiasa 70 000 ho mpitondra entana, 80 000 ho mpipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3 600 ho mpifehy azy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Nanisa olona 70.000 i Salômôna hitondra ny entana, 80.000 hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3.600 hitandrina an’ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana i Solomona, valo alina ho mpikapa hazo any an-tendrombohitra ary eninjato sy telo arivo ho mpifehy azy. Jereo ny toko |
Amin’izay, ilay toerana hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hipetrahan’ny voninahiny no hitondranareo ny zavatra rehetra nandidiako anareo: dia ny sorona dorana manontolo sy ny sorom-pihavanana ataonareo, ny fahafolon-karenareo, ny fitia tsy mba hetra foinareo, ny zavatra rehetra voafantinareo mba hanalana ny voadinareo tamin’ny TOMPO.