2Tantara 19:10 - DIEM PROTESTANTA10 Na inona na inona ady avy amin’ny mpiray firenena, any amin’ny tanàna fonenany any momba ny vonoan’olona na momba ny lalàna sy didy amam-pitsipika samy hafa, dia anaro izy; dia tsy ho meloka amin’ny TOMPO ireo, ary tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ianareo sy ny mpiray firenena aminareo. Izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Na inona na inona ady avy amin’ny rahalahinareo izay monina amin’ny tanànany, na ny amin’ny mahafaty aina, na ny amin’ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samihafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin’NY TOMPO, fandrao iharan’ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Na inona na inona ady avy amin’ny mpiray firenena, any amin’ny tanàna fonenany any momba ny vonoan’olona na momba ny lalàna sy didy amam-pitsipika samy hafa, dia anaro izy; dia tsy ho meloka amin’ny TOMPO ireo, ary tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ianareo sy ny mpiray firenena aminareo. Izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Amin’ny ady rehetra entin’ny rahalahinareo monina any an-tanànany avy, ho aminareo, dia ny amin’ny momba ny fanavahana ny vonoana olona samihafa karazana sy ny hoe lalàna, didy, fandaharana, fitsipika no aoka hohazavainareo tsara ny sainy mba tsy hanaovany izay hahameloka azy amin’i Iaveh sy tsy hiharan’ny fahatezerany aminareo sy amin’ny rahalahinareo. Izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Na inona na inona no ady avy amin’ny rahalahianareo izay monina amin’ny tanànany, na ny amin’ny mahafaty aina, na ny amin’ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samy hafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin’i Jehovah, fandrao iharan’ny fahatezerana hianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy, dia tsy ho meloka hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Na inona na inona no ady avy amin'ny rahalahinareo izay monina amin'ny tanànany, na ny amin'ny mahafaty aina, na ny amin'ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samy hafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin'i Jehovah, fandrao iharan'ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Na inona na inona ady avy amin’ny rahalahinareo izay monina amin’ny tanànany, na ny amin’ny mahafaty aina, na ny amin’ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samihafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin’NY TOMPO, fandrao iharan’ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy dia tsy ho meloka ianareo. Jereo ny toko |
Raha tàhiny kosa hitan’ilay mpitily fa tamy ny tafika fahavalo, nefa tsy nitsoka ny anjomara izy, dia tsy nahazo fanairana ireo mpiray firenena aminy. Koa raha tonga ny fahavalo ary nahafaty olona iray, dia an’ny mpitily ny fahadisoana; izy no hotanako ho tompon’andraikitra amin’izany fahafatesana izany.
ary hoy i Mosesy tamin’i Aharôna: –Raiso ny fitaovam-panembohana, dia asio vainafo avy amin’ny alitara sy vovo-javamanitra ary mankanesa haingana eo amin’ny fiangonana ka manaova ny fombam-pivavahana hahazoany famelan-keloka. Fa efa nisafoaka ny fahatezeran’ny TOMPO ary efa miantomboka ny areti-mandringana.