Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 17:18 - DIEM PROTESTANTA

18 ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 ny teo anilany dia i Jôzabada, sy lehilahy 180.000 samy hary fiadiana hiady niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 17:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Ireo taranak’i Jedihaela rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy, ka 17 200 tao amin’ireo fianakaviana ireo no isan’ny lehilahy mahery zatra miantafika;


Ny mpifehy vondro-miaramila avy tamin’ny fokon’i Benjamîna kosa dia ireto: i Eliadà, lehilahy maherifo, no mpifehy miaramila nisy andiany roanjato samy mpirongo tsipîka sy ampinga;


Ireo no vondro-miaramila nivonon-kanompo ny mpanjaka, ankoatra izay napetrany tany amin’ny tanànamimanda rehetra eran’i Joda manontolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra