2Tantara 17:18 - Baiboly Katolika18 ny teo anilany dia i Jôzabada, sy lehilahy 180.000 samy hary fiadiana hiady niaraka taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy. Jereo ny toko |