2Tantara 17:10 - DIEM PROTESTANTA10 Nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra ny TOMPO, hany ka tsy nisy sahy niady tamin’i Jôsafata ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra NY TOMPO ka tsy nisy niady tamin’i Josafata ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra ny TOMPO, hany ka tsy nisy sahy niady tamin’i Jôsafata ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Azon’ny tahotra an’i Iaveh ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Jodà, ka tsy niady tamin’i Jôsafata izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary ny tahotra an’i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin’i Josafata ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary ny tahotra an'i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin'ny tany manodidina an'i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin'i Josafata ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary nahazo ny fanjakana rehetra tamin’ny tany manodidina an’i Joda ny tahotra NY TOMPO ka tsy nisy niady tamin’i Josafata ireo. Jereo ny toko |