Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 10:9 - DIEM PROTESTANTA

9 ka nanontaniany hoe: –Inona kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay niangavy ahy hanamaivana ny zioga nampiantsorohan-draiko azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ahoana kosa no mba hevitra omenareo ka havalintsika ny vahoaka izay niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nampitondrain’ny rainao anay?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ka nanontaniany hoe: –Inona kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay niangavy ahy hanamaivana ny zioga nampiantsorohan-draiko azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 «Inona no hevitra omenareo havaly ity vahoaka manao amiko hoe: Hamaivano ny jioga nampitondrain-drainao anay?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nataon-drainao taminay?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nataon-drainao taminay ?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ahoana kosa no mba hevitra omenareo ka havalintsika ny vahoaka izay niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nampitondrain’ny rainao anay?

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 10:9
6 Rohy Ifampitohizana  

ka nanontaniany hoe: –Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay niangavy ahy hanamaivana ny zioga nampiantsorohan-draiko azy.


Dia hoy ireto tovolahy ireto tamin’i Rehabohama: –Niangavian’ireo vahoaka ireo ianao hanamaivana ny zioga mavesatra nampiantsorohan-drainao azy. Koa izao no lazao aminy: «Ny ankikeliko dia lehibe noho ny sandrin-draiko.


I Rehabohama mpanjaka kosa naka hevitra tamin’ny loholona izay mpandraharahan’i Salômôna rainy fony fahavelony, ka nanontany azy hoe: –Ahoana no hevitra omenareo havaliko an’ireo vahoaka ireo?


Kanjo tsy noraharahain’i Rehabohama ny torohevitra nomen’ny loholona azy; fa ny tovolahy izay nitovitovy taona aminy sady efa mpandraharahany no nakany hevitra,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra